Teny iditra | 1 tsotsotsotso |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Feo re amin' ny vy mena mivaivay atsoboka ao anaty rano, na amin' ny zavatra ritra raha tampohan-drano ka feo mitovitovy amin' ny fanononana an' io teny io no heno |
Voambolana |
4 Feo |
Sampanteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30 |
![]() |