Teny iditra | 1 tsy ampy ra |
Singan-teny | 2 tsy, ampy, ra |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] enti-milaza ny olona izay kely ny ra amin' ny tenany ka osa sy reraka izy |
Tovy hevitra | 5 kely ra, lany ra |
Fivaditsoratra | 6 miparatsy, tampasiry, tsy ampy ra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |