|
|
|
|

Teny iditra1  tsy hita popòka
Singan-teny  2  tsy hita, poka
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] tena very tanteraka, na tsy antenaina ho hita intsony; tsy hita mihitsy izay toerana misy azy; tsy hita avanavana
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] incompréhensible, qu'on ne peut se figurer
Ohatra  6  Saingy raha mbola tsy nanasa-dàlana akory izy, dia efa tsy hita popoka izay nidifian' i Noro. [2.5]
7  Ankizy 4 taona no tsy hita popoka niaraka tamin’ny namany tao amin’ity tanàna ity io talata io [4.11]
Tovy hevitra  8  tsy hita paipaika, tsy hita poka, tsy hita veroka

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20