|
|
|
|

Teny iditra1  tsy laitra toroana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  Enti-milaza olona tsy miraharaha izay teny fananarana atao aminy [1.1]
Tovy hevitra  4  tsy laitra anarina, tsy laitra rarana, tsy laitra tenenina
Singan-teny  5  tsy laitra, toroana

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20