Teny iditra tsy laitra anarina (laitra, anatra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza olona tsy miraharaha izay teny fananarana atao aminy [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra tsy laitra rarana ~ tsy laitra tenenina ~ tsy laitra toroana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31