|
|
|
|

Teny iditra1  tsy misy madilana maito hotohizina
Singan-teny  2  tsy misy, madilana, maito, tohizina
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  ara-bakiteny: (toy ny landy) tsy misy manify na kely andilana hofenoina na tapaka hotohizina
5  Tsara sy feno tanteraka, tsy misy tsy ampy hampiana na simba hamboarina [1.1]
Tovy hevitra  6  tsy misy madilana hotentenana

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20