Teny iditra | tsy akory (tsy, akory) | ||||||
Sokajin-teny | fomba fiteny | ||||||
Famaritana malagasy | fanamafisana bebe kokoa ny fandavana: Aza miantehitra aminy ianao fa tsy ho avy izy tsy akory [Rajemisa 1985] | ||||||
Teny iditra | tsy ... akory (tsy, akory) | ||||||
Sokajin-teny | fomba fiteny | ||||||
Famaritana malagasy | tsy velively, tsy ... na kely aza: Tsy fantatro akory izay lazainao [Rajemisa 1985] | ||||||
Fandikana anglisy | not at all, by no means, on no account [Richardson 1885] | ||||||
Fandikana frantsay | pas du tout [Hallanger 1974] | ||||||
ne ... guère [Rajaonarimanana 1995] | |||||||
Ohatra |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |