|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tsy akory
Singan-teny  2  tsy, akory
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  fanamafisana bebe kokoa ny fandavana [1.1]
Ohatra  5  Aza miantehitra aminy ianao fa tsy ho avy izy tsy akory [1.1]
Kamban-teny 
Lohateny 

Teny iditra (2/2)8  tsy ... akory
Sokajin-teny  9  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  10  tsy velively, tsy ... na kely aza: Tsy fantatro akory izay lazainao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11  not at all, by no means, on no account [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  12  pas du tout [1.8]
13  ne ... guère [1.5]
Ohatra  14  tsy|akory misy iraisany tsy|akory. [2.285]
15  Hay tsy|akory matory tsy|akory ise! [2.499]
16  tsy|akory tahotra tsy|akory fa toetra. [2.5]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  18  tsy ... akory, tsy akory, tsy ... akory, tsy akory

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/23