|
|
|
|

Teny iditra1  tsy ampy ra
Singan-teny  2  tsy, ampy, ra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] enti-milaza ny olona izay kely ny ra amin' ny tenany ka osa sy reraka izy
Tovy hevitra  5  kely ra, lany ra

Fivaditsoratra  6  miparatsy, tampasiry, tsy ampy ra

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21