Teny iditra tsy azo tenenina (tsy, azo, teny)
Sokajin-teny kambanteny
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: maditra
Ohatra fa nakarina ho any Paradisa izy ka nandre teny tsy azo tenenina sady tsy tokony holazain'olona. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31