Teny iditra tsy hisara-mianakavy anie (tsy, saraka, anaka, anie)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy tsodrano na firariana fanaon' ny Malagasy ka irariany mba tsy hisaraka ny fianakaviana na maty na velona [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31