Teny iditra | 1 tsy hisara-mianakavy anie |
Singan-teny | 2 misaraka, mianakavy, anie |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] tsodrano na firariana fanaon' ny Malagasy ka irariany mba tsy hisaraka ny fianakaviana na maty na velona |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |