|
|
|
|

Teny iditra1  tsy kamboty kely fa kamboty lehibe
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] ilazana ny zaza efa lehibe vao kamboty
ilazana ny olona mahalala ny lovantsofina navelan' ny razana
Singan-teny  4  tsy, kamboty, kely, lehibe

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07