Teny iditra tsy laitra (tsy, laitra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy mafy, tsy azo toherina, tsy zaka, tsy telina: Tsy laitra ny ngidin' ny fahoriana ~ Tsy laitra andrahoina (tsy mety malemy raha andrahoina fa mafy foana) [Rajemisa 1985]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  tsilaitra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31