|
|
|
|

Teny iditra1  tsy laitra toroana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] enti-milaza olona tsy miraharaha izay teny fananarana atao aminy
Singan-teny  4  tsy laitra, toroana
Tovy hevitra  5  tsy laitra anarina, tsy laitra rarana, tsy laitra tenenina

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10