Teny iditra tsy laitran' ny mamy (laitra, mamy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza olona tsy mety matavy na mahazo aina na dia mahery mihinana aza [Rajemisa 1985]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31