Teny iditra tsy laitran' ny mamy
Singan-teny tsy laitra ; mamy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona tsy mety matavy na mahazo aina na dia mahery mihinana aza [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20