|
|
|
|

Teny iditra1  tsy manan-tsahala
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] tsy misy mitovy aminy, ambony dia ambony
Singan-teny  4  tsy, manana, sahala
Tovy hevitra  5  tsy manam-paharoa

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10