|
|
|
|

Teny iditra1  tsy mandady amin' ny hazo tsy fantatra
Singan-teny  2  tsy, mandady, hazo, fantatra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] fomba fiteny raha mangata-bady ilazana fa tsy miditriditra befahatany amin' ny fianakaviana tsy fantatra akory Razazalahy fa amin' ny fototr' olona efa fantany sy ankasitrahany

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07