|
|
|
|

Teny iditra1  tsy mifaditrovana
Fototeny  2  tsy, mifaditrovana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  4  injuste, cruel, sans pitié [1.3]
Ohatra  5  Izay no teny nataony, sady lasa izy, fa nosintonin'ilay tsy mifaditrovana. [2.324]
6  Olona tsy mifaditrovana! [2.472]
7  Tamin' izay dia nokendain' ny rantsany tsy mifaditrovana ilay zanak' ondry mahantra, ka novonoiny sy noviravirainy. [2.5]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31