Teny iditra tsy miloa-bava (tsy, loaka, vava)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fitokoavana Teny na fitenenana hita ao aminy: gina
Ohatra 
1Mangina aho ka tsy miloa-bava fa ianao no nanao izao. [Baiboly: 23:039:009/Salamo 39:9..]
2Tsy miloa-bava koa anefa izy ireo, rehefa anaovana antso fanairana ny amin’ny mampitombina an’izany, eo anatrahan’ny zava-misy izay tsy azony odian-tsy hita. [SeFaFi , 2005/01/01]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31