Teny iditra | tsy misatry fanahy | |
Singan-teny | tsy ; misatry fanahy | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Tsy manao danin' ny kibo fa manao adidy amin-kerimpo [1.1] | |
Ohatra | nefa tsy mba misy misatry fanahy na manao zara fa vita izy rehetra rehefa miasa ho an' ny fikambanany.
[2.445] | |
Tohi-kevitra | misatry fanahy | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |