|
|
|
|

Teny iditra1  tsy miteny fa vola baoritra
Singan-teny  2  tsy, miteny, fa, vola, baoritra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] enti-milaza zavatra efa lany andro ka tsy misy vidiny intsony

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07