|
|
|
|

Teny iditra1  tsy vaky volo
Singan-teny  2  tsy, vaky, volo
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] tsy ankanavaka, manontolo: Ny Malagasy tsy vaky volo ~ Madagasikara tsy vaky volo
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2#726] the whole of a tribe or a class of people
6  [1.7] without distinction
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3#802] tous sans exception, toute une caste, tout un district
8  [2.415#1744] Tous sans exception, comme une tête dont les cheveux ne sont séparés par aucune raie
9  [1.8] tous sans distinction
Ohatra  10  [2.588] Koa misaotra anao eram-po eran-tsaina izahay Zanakantitra tsy vaky volo
11  [2.298#5] Anisan' ny mampaningana ny Malagasy tsy vaky volo ireo, na Tanindrana na Tampatrana
12  [2.346#46] Noho izany, hoy ny tenin' ireto zanatsika nahazo tokantrano, ary hoy ny tenin' ny fianakaviana tsy vaky volo
Tsipelina hafa  13  tsivakivolo

Fivaditsoratra  14  tsivakivolo, tsy vaky volo

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21