|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  voho
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Tanala] lamosina
4  [1.1] Ny ao an-damosina, ny ao ambadika: Asehoy ny vohon-tananao
Ny lafy ratsy: Sarin' inona no ao amin' ny vohon' io meday io
5  [1.13] lamosina
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.7] the back, the back side
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] le dos; le revers
8  [1.13] dos
Haiendriteny 
9  Tsotra :
10  Tovonana :
Sampanteny 
11  Matoantenin' ny mpanao :
12  Matoantenin' ny iharana :
13  Matoantenin' ny fameno :
14  Anarana :
15  Tambinteny :
Kamban-teny 
Lohateny  36  Fanazarana hiteny, fanabeazam-boho : tari-desona ho an'ny mpampianatra (Ranaivomanana Raymond)
Ohabolana  37  Ohabolana misy io teny voho io

Teny iditra (2/2)38  vôho
Sokajin-teny  39  Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  40  [1.78] [Bara] sady
41  [1.78] [Bara, Tanala] vao
Tovy hevitra  42 

Fivaditsoratra  43  vôho, voho

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/15