Teny iditra | 1 vadintany |
Singan-teny | 2 vady, tany |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Olona napetraky ny mpanjaka fahiny hitana ny tany sy ny fanjakana, hitondra ny tenin' ny vahoaka ary hitsara ny ady tsy vita teo amin' ny fokonolona na teo amin' ny tompomenakely Ankehitriny kosa, ny vadintany dia olona vita fianianana manana andraikitra hampanatanteraka ny didimpitsarana efa nivoaka 5 [1.13] olona nomena fahefana hampanatanteraka ny didim-pitsarana navoaka |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.2] the name given to officers through whom all government business is communicated to the districts where they reside |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3][vadin-tany] commissionnaire, envoyé, agent remplissant les fonctions d'huissier, portant dans les districts les ordres du gouvernement 8 [1.13] huissier |
Ohatra |
9 Dia nalai' ny vadintany eroa Vonizongo izy, dia hoy ny faka ny vadintany: [2.48] |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny vadintany io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/17 |