Teny iditra vadintany ambany
Singan-teny vadintany ; ambany
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Vadintany izay mipetraka isam-bohitra ary vantanin' ny vadintany ambony [1.1]
Tovy hevitra vadintanimbohitra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01