Teny iditra | vady ahantona | |
Singan-teny | vady ; ahantona | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Vady noroahina fotsiny fa tsy mbola nisaorana, izany hoe tsy mbola nisarahana ara-dalàna [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Femme renvoyée sans être divorcée [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |