Teny iditra | 1 vady ahantona |
Singan-teny | 2 vady, ahantona |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] vady noroahina fotsiny fa tsy mbola nisaorana, izany hoe tsy mbola nisarahana ara-dalàna |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] femme renvoyée sans être divorcée 6 [2.415#1414] Femme que son mari a renvoyée sans lui accorder le divorce : elle est comme en suspens. Le divorce était nécessaire pour délier la femme des liens du mariage : l' expression se disait des affaires laissées en suspens |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |