|
|
|
|

Teny iditra1  vady aman-janaka
Singan-teny  2  vady, amana, zanaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.66.fr#401] famille
Ohatra  5  Hampiadana ny vady aman-janakareo [2.508#415]
6  Tao ny ahiahy ny vady aman-janaka [2.356#91]
7  Izy mianaka angaha no vady aman-janakao? [2.4#9]
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny vady aman-janaka io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/19