Teny iditra | vady an-tery | |
Singan-teny | vady ; tery | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Lehilahy na vehivavy terena hanambady olona tsy sitrany, fanambadiana tsy araka ny sitrapo [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on fait marier par force; mariage forcé [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |