Teny iditra | 1 vady an-tery |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Singan-teny | 3 vady, tery |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] lehilahy na vehivavy terena hanambady olona tsy sitrany, fanambadiana tsy araka ny sitrapo |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] qu'on fait marier par force; mariage forcé |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |