Teny iditra vady be (vady, be)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ny vady voalohany amin' ireo vadin' ny lehilahy mampirafy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the eldest or chief wife of a polygamist [Richardson 1885]
Famaritana frantsay la première ou la principale des épouses d'un polygame [Abinal 1888]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Ohatra 
1Nivoaka ny mpanjaka namonjy ny vadibe. [Razafiarivony: Harivolana, takila 193]
2Izy no vadibe ary niteraka fito mirahalahy. [Randriamamonjy: Tantara, takila 209]

2017/08/02