|
|
|
|

Teny iditra1  vady enti-mila
Singan-teny  2  vady, entina, mila
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] vady atao filan-tsy mahita fotsiny, izany hoe iaraha-mipetraka fotsiny ambara-pahita hafa, na koa entina mampandotso ny hala ho tia ny tena
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] femme avec laquelle on vit maritalement en attendant mieux

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07