Teny iditra | vady fady | |
Singan-teny | vady ; fady | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Olona tsy tokony hivady nefa mivady ihany, toy ny zanak' olo-mpirahavavy [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A female servant taken as a wife, the marriage of the children of two sisters [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Qui sont comme soeur et frère, avec qui on ne peut se marier, comme un esclave [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |