Teny iditra (1/3) | 1 vahatra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [1.2#721] [Provincial]
a colony in progress of settlement |
Sampanteny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Teny iditra (2/3) | 6 vahatra |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.78] [Bara]
fakan-javamaniry 9 [1.1] Faka, fototra: Vahatry ny aina 10 [1.13] faritry ny zavamaniry mamikitra azy amin'ny tany |
Fanazavàna teny frantsay |
11 [1.13] racine 12 [1.196] (toute l'île, moins l'Imerina) (prononcé vahatsa dans le Sud). Nom malgache de la racine et par extension de toute la partie souterraine d'une plante : rhizome, etc. En Imerina, on dit plutôt faka. |
Ohatra |
13 vahatra faka toy ny fakan-kazo. [2.69] 14 Mahatsiaro tena ho voaendaka ny eritreriny, voahozongozona ny maha izy azy ka mikaroka vahatra hamikirana izy. [2.606] |
Voambolana |
15 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana | 26 Ohabolana misy io teny vahatra io |
Teny iditra (3/3) | 27 vahatra |
Sokajin-teny | 28 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
29 [1.2#721] [Sihanaka]
a shrub |
Fanazavàna teny frantsay |
30 [1.196] (de vahatra). Danais ligustrifolia Baker et Danais cernua Baker (Rubiaceae). Les racines, naturellement colorées en jaune orangé, fournissent une teinture très appréciée. Cette réputation était si établie que le mot vahatra, pris adjectivement, était souvent substitué à une célèbre renommée (voir vahatsy). D'après J.P. Domenichini, Catalogue de l'Exposition ; « Lamba Malagasy » (Tissus malgaches) Musée d'Art et d'Archéologie, Tananarive, 1978, on obtenait la teinte rouge pourpre en écrasant la racine avec une matière basique, par exemple des os de sèche pilés ; en l'écrasant en milieu acide, avec du jus de citron, on obtenait par contre une teinte jaune doré ou orange clair. La matière colorante ou danaïne a été extraite pendant la 2e Guerre mondiale par Boiteau pour remplacer les réactifs colorés devenus introuvables (teinture de tournesol). En solution alcoolique, elle est d'un beau jaune presque vert pH = 6,8 et vire au rouge pourpre à pH = 7. Les empiriques administrent la décoction de ces racines dans le traitement des fièvres ; mais elles ne contiennent pas d'alcaloïde. [Betsimisaraka]
31 [Sihanaka] |
Voambolana |
32 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 34 havatra, vahatra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14 |