| Teny iditra (1/3) | 1 vahatry |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Antesaka+Tanosy] fankan-javamaniry
[1.78] |
| Ohatra |
4 lasa vahatry ny aina sy, rava fanantenana.
[2.347]
|
| Tovy hevitra | 5 vahany |
| Teny iditra (2/3) | 6 vahatry |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 [Antesaka] rohana, romatisma
[1.78] |
| Voambolana | 9 Fahasalamana |
| Teny iditra (3/3) | 10 vahatry |
| Sokajin-teny | 11 matoanteny mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 [Betsimisaraka] aleo
[1.147#26] |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 havitra, vahatry |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/20 |
|