Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : vahatry
|
|
|
Ohabolana 1 | Tantamo an-dovoka ñy olona: vany mitsivaka tahatra ñy hisaraka. [2.165]
Tantamo an-dovoka : vahatry ny mitsivaka tahatry ny hisaraka. [1.147 #T36]
|
Fanazavana malagasy | Tatamo an-dobo ny olona: aleony mitsivaka toy izay misaraka. [2.165]
|
|
|
Ohabolana 2 | Tovolahy irak’ andriana : vahatry ny ela tahatry ny tsy hahazo. [1.147 #T111]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|