Teny iditra | 1 vahatry ny aina |
Singan-teny | 2 vahatra, aina |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 teny ilazana am-pitiavana ny zanaka na ny olon-tiana na iza na iza [1.1] |
Ohatra |
5 Tsy misy ny vahatry ny aina fa ny tiana no vahatry ny aina [2.131] |
Mpanahaka | 6 menaky ny aina, silaky ny aina, singotry ny aina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/27 |