Teny iditra vahiny
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy olona avy any amin' ny tany hafa, tsy tompontany: Mahazo monina tsara eto ny vahiny raha tsy voatohintohina ny fiandrianom-pirenentsika
¶ Olona tonga mitsidika ao an-tokantrano ka raisina sy omen-tsakafo: Andeha hanokombary ho an' ny vahiny aho aloha [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy a stranger, a foreigner, a guest [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay étranger; hôte [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Teny iditra vahiny (vahy, -ny)
Sokajin-teny anarana vahy sy mpisolo
Famaritana malagasy tsorian-javatra hita mazava tsara, hita amin' ireo teny toy ny hoe: vahindanitra, vahindroroha [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31