|
|
|
|

Teny iditra1  vako-drazana
Singan-teny  2  vakoka, razana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ireo hira na dihy malagasy hiringiriny fahiny izay azo heverina ho tahirin-drazana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] the family jewels; folk music, folk dancing, etc
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] trésor familial; musique, danses folkloriques
7  [1.66] folklore
Ohatra  8  Hira sy dihy vakodrazana no mamarana ny lalao. [2.528#]
9  Hanaovana fampisehoana toy ny teatra, hirahira na vakodrazana izy io. [2.445#]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny vako-drazana io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07