| Teny iditra | 1 vaky bantsilana |
| Singan-teny | 2 vaky, 3 bantsilana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 amin' ny fotoana amonian' ny bantsilana
6 Miseho miharihary ny nafenina, miseho miharihary tsara [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 La floraison du Bantsilana qui indique la saison des fièvres
8 Figuré: clair, manifeste [1.3] [vaki-bantsilana] 9 (la période où fleurit le vantsilana ). Saison où, prétend-on, se déclenche les accès de paludisme. [Merina] 10 Prise adjectivement l'expression signifie : évident, manifeste ; ce qu'on ne peut pas dissimuler. Ataovy vaki-bantsilana ny teninao : parlez clairement, sans tergiverser. [1.196] |
| Voambolana | 11 Fotoana |
| Mpanahaka | 12 vakyambatolampy, 13 vakybarara, 14 vakybetroka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|