|
|
|
|

Teny iditra1  vaky masoandro
Sokajin-teny  2  kambanteny
Singan-teny  3  vaky, masoandro
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] fotoana tsy ahitana afa-tsy ilany kely amin' ny masoandro vao miposaka
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] le lever du soleil
Ohatra  6  [2.996] Iraho ny iray amin'ny ankizivavinao, hizaha raha maty izy, mba handevenako azy alohan'ny vaky masoandro.
Voambolana  7  Fotoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29