Teny iditra | 1 vaky bantsilana |
Singan-teny | 2 vaky, bantsilana |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 amin' ny fotoana amonian' ny bantsilana 5 Miseho miharihary ny nafenina, miseho miharihary tsara [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 La floraison du Bantsilana qui indique la saison des fièvres 7 Figuré: clair, manifeste [1.3] 8 (la période où fleurit le vantsilana ). Saison où, prétend-on, se déclenche les accès de paludisme. [Merina] 9 Prise adjectivement l'expression signifie : évident, manifeste ; ce qu'on ne peut pas dissimuler. Ataovy vaki-bantsilana ny teninao : parlez clairement, sans tergiverser. [1.196] |
Voambolana |
10 Fotoana |
Mpanahaka | 11 vaky am-batolampy, vaky barara, vaky betroka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/15 |