Teny iditra vaky masoandro
Singan-teny vaky ; masoandro
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fotoana tsy ahitana afa-tsy ilany kely amin' ny masoandro vao miposaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Le lever du soleil [1.3]
Ohatra Iraho ny iray amin'ny ankizivavinao, hizaha raha maty izy, mba handevenako azy alohan'ny vaky masoandro. [2.996]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19