|
|
|
|

Teny iditra1  vaky masoandro
Singan-teny  2  vaky, masoandro
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] fotoana tsy ahitana afa-tsy ilany kely amin' ny masoandro vao miposaka
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] le lever du soleil
Ohatra  6  Iraho ny iray amin'ny ankizivavinao, hizaha raha maty izy, mba handevenako azy alohan'ny vaky masoandro. [2.996]
Voambolana  7  Fotoana

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19