Teny iditra | 1 valalabemandry |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Teny enti-milaza ny ankapobem-bahoaka, ny sarambabem-bahoaka |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] [valala be mandry] the mass of the people, the public 5 [1.7] the mass of common people |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3, 1.8] la masse du peuple |
Ohatra |
7 [2.470] Ilaina ihany koa ny fampahatsiahivana ny valalabemandry eo amin' ny fahadiovana sy ny fahavarana ny toerana onenana. 8 [2.996] Ary ny valalabemandry ho main'ny hetaheta |
Singan-teny | 9 valala, be, mandry |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |