Teny iditra valalanamboa (valala, amboa)
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  Phyrnateus saxosus, Coq. [Abinal 1888]
Voambolana 
Anarana siantifika Phyrnateus saxosus
Tsipelina hafa 
Ohatra Tsingarangadona fa nidona valalanamboa fa nitsipika ka 'ndeha isika hisasa 'ndeha hiala loza fa tohatra an'Ilaitoatsiary [Fox: Hainteny]
Teny nalaina 

2019/09/15