|
|
|
|

Teny iditra1  valalanamboa
Fototeny  2  valala, amboa
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#772] Phyrnateus saxosus, Coq.
Ohatra  5  Tsingarangadona fa nidona valalanamboa fa nitsipika ka 'ndeha isika hisasa 'ndeha hiala loza fa tohatra an'Ilaitoatsiary [2.131#409]
Voambolana  6  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Tsipelina hafa  7  valalanamboa
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny valalanamboa io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12