|
|
|
|

Teny iditra1  valalatsimandadiharona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Teny enti-milaza ny zaza amam-behivavy izay tsy mba afaka mandositra raha misy fahatairana
Ohatra  4  [2.471] Satria ny mpanjakany, na izay mpitarika azy, tsy mba nijery loatra izay ho soa ho an' ny vahoakany, fa niray petsapetsa tamin' ny mpamarina olona hamitaka ny valalatsimandadiharona:
Singan-teny  5  valala, tsy, mandady, harona

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07